Entry | 1 tsy hita polopolorina |
Elementary words | 2 tsy hita, polopolorina |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 lalina mangitsokitsoka, tsy manam-petra, tsy hita lany [1.1] |
Explanations in French |
5 completement invisible, incompréhensible [1.3] 6 L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond [2.415#6674] |
Examples |
7 fa fahendren'Andriamanitra no torinay, dia fahendrena lalina tsy hita polopolorina, izay voatendrin'Andriamanitra talohan'izao tontolo izao hampahazo voninahitra antsika; [2.996] |
Synonyms | 8 tsy hita paipaika, tsy hita popoka, tsy hita veroka |
Updated on 2023/11/20 |